e
by pakysse at 9/25/2009 1:42:03 PM
Isany fomba iraya ahafahana manala ny fahantrana ny tontolo ny teknolojia vaovao hoy ny #tcktcktck
Mety ho tafavoaka ihany i Afrika raha mahazo famatsiana ara-bola amin ny resaka herinaratra mandeha amin ny masoandro
les nouvelles technologies peuvent solutionner la pauvreté tcktcktck
#G20 dia miakatra #G8 dia milentika fopana ireo firenena mahantra. #afrika anie mbola azo avontana tsara e
ny sefo ny #tcktcktck no naneho ny heviny teo
Africa may find development with financial aid in solar energy #g20voice
new technology can end poverty in africa ##tcktcktck
new technology can end poverty in africa #tcktcktck
ireto aza aloha ry mpitoraka sary kely vitsivitsy ny andro androany
ireto aza aloha ry mpitoraka sary kely vitsivitsy ny andro androany
bit.ly
Vita ny #G20 dia jereo anie fa ny manaraka fa G#8 indray e
Nandritra ity #G20 ny tsikaritro dia ny fahaizany olona aty mifanaja na dia tsy mitovy hevitra aza.
Raha any Dago moa no mifoka no sady mangataka mifoaka rongony amin ny manapahefana dia ano ahoana tokoa?
Ny azo lazaina ihany koa dia tena matanjaka be mihintsy ny communaute ny bloggers aty #G20
#G20 ou pas #G20 mon pays restera toujours dans le noir.
#G20 ou pas #G20 les pauvres de #Madagascar resteront toujours des pauvres donc voila.
l état malagasy ne dispose pas actuellement des acpacités suffisantes pour effectuer toutes les controles de pollution nécessaires.
#G20 Pourquoi ces gouvernants nous prennent-ils pour des stupides?,
Blog post Ny fitiavana-tena ny #G20: Ireo ekipa solida ny #oxfama niaraka nanao rodo be ary niaraka na..
bit.ly
tapitra ny G#20 fa dia andeha ody anao rythma be eny ambony fiaramanidina indray izany
SAUVONS MADAGASCAR ET SES RICHESSES NATURELLES et UNISSONS nous contre cette ingratitude que nous montrons envers dame nature et sa valeur
10 izahay sisa no ato amin ny centre de presse miandry fiara fa dia lasa daholo ny rehetra.